Manatrika ny Tatitra ataon’ny Governemanta amin’ireo Solombavambahoakan’i Madagasikara ny Minisitry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Loharanonkarena Stratejika RAKOTOMALALA Herindrainy Olivier – CCI Ivato, 28-29 Jona 2022
Toy izao ny sombiny amin’ny Tatitra nataon’Andriamatoa Praiminisitra NTSAY Christian : – Sehatry ny fitrandrahana sy fifandraisana eo amin’ny harena
Lire la suite