Nisokatra manomboka androany Alakamisy 09/11/2023 ny Guichet Unique d’Exportation eny amin’ny Mining Business Center Ivato
Marolafy ireo dingana notanterahana ho fanatsaràna ny tontolon’ny seha-pihariana harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara. Anisan’izany ny fametrahana ny birao manokana
Lire la suite