Nidina tany amin’ny Fitaleavam-paritry ny Harena an-kibon’ny Tany sy ny Loharanonkarena Stratejika DIANA ny Tale Jeneralin’ny Harena an-kibon’ny tany ny 13-15 desambra 2022 lasa teo.
Fidinana izay nahafahana nifanakalo vaovao sy niresaka bebe kokoa ny olana sy ny vahaolana eo amin’ny lafiny fitantanana ny Harena
Lire la suite