Vahinin’ny fandaharana ZAKAY ARIK’ARO tao amin’ny TV PLUS Madagascar ny Zoma 23 Jona 2023 ndroany, ny Minisitry ny Harena an-kibon’ny Tany sy ny Loharanonkarena Stratejika RAKOTOMALALA Herindrainy Olivier.

Manasa anao hanaraka manontolo izany Fandaharana izany, hahitanao ireo fanazavana sy valin’ny fanontaniana maro nahaliana antsika hatramin’izay : https://www.youtube.com/watch?v=zTAOTMUvizw Maro be ireo

Lire la suite