AKOM-BAOVAO ALAOTRA MANGORO

Fidinana ifotony tany Ambohibe Kaominina Didy  niarahana tamin’ny OMC, ekipa DREDD ALMAN, ekipa DRMRS ALMAN, ny Conservation Internationale  izay mpitantana ny faritra arovana, ny Zoma 16 Desambra hatramin’ny Alakamisy 22 Desambra 2022.

Anton-dia tamin’izany ny fijerena ifotony ireo mpitrandraka harena an-kibon’ny tany tsy ara-dalana ao anaty faritra arovana. Araka izany, nasaina nanajanona ny asa fitrandrahana  nataony ireo izay olona tratra tany an-toerana.

Fampitam-baovao sy sary : Talem-paritra DRMRS Alaotra Mangoro