FAMINDRAM-PITANTANANA DIRECTION DE LA POLICE DES MINES

Araka izany, notanterahana androany 03 Janoary 2023 tao amin’ny Amphithéâtre Lacroix Ampandrianomby ny fifamindram-pitantanana teo aminy sy ny Jeneraly BOTOTSARA Nathanael James, Talen’ny Polisin’ny harena an-kibon’ny tany teo aloha.

Nanotrona izany Andriamatoa RAKOTOMALALA Herindrainy Olivier, Minisitry ny harena an-kibon’ny tany sy ny loharanonkarena stratejika.

Voatendry nandritra ny Filankevitry ny Ministra ny Alarobia faha-21 Desambra 2022 lasa teo ho Tale vaovao misahana ny Direction de la Police des Mines (DPM) Andriamatoa RATONSON Haridera, Mpitsara.