FAMPITAM-BAOVAO

Nitondra fanampim-panazavana mikasika ireo teboka  nankatoavina nandritra ny Filankevitry ny Minisitra natao ny Alakamisy faha-30 Martsa 2023, momba ny Minisiteran’ ny harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika ny Minisitra RAKOTOMALALA Herindrainy Olivier.